1 Samuel 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo an-daniny roa, teo antenantenan’ny hadilanana izay nitadiavan’i Jonatana hankanesana any amin’ny miaramilan’ny Filistina, dia nisy harambato marani-doha. Ny anaran’ny iray dia Bozeza, ary ny anaran’ny iray kosa i Sene.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo an-tenatenan’ny hadilalana, notadiavin’i Jônatasy hankanesana eny amin’ny antoko-miaramilan’ny Filistinina, dia nisy haram-bato kitso loha tamin’ny laniny iray, ary haram-bato kitso loha tamin’ny laniny iray; ny iray natao hoe Bosesa ary ny iray kosa Sene.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hahatrarany ny andiana miaramila filistinina, dia nitsofoka teo anelanelan’ny harambato marani-doha roa atao hoe Bôtsetsa sy Senè i Jônatàna;
Malagasy Bible 1865
Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan'ny hadilanana izay nitadiavan'i Jonatana hankanesana ao amin'ny miaramilan'ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran'ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran'ny anankiray kosa Sene.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo an-daniny roa, teo antenantenan’ny hadilanana izay nitadiavan’i Jonatana hankanesana any amin’ny miaramilan’ny Filistina, dia nisy harambato marani-doha. Ny anaran’ny iray dia Bozeza, ary ny anaran’ny iray kosa i Sene.
malagasy