1 Samuel 14:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny Israely rehetra: Ianareo no aoka ho eo an-daniny ary izaho sy i Jonatana zanako kosa no ho eo an-kilany. Hoy ny vahoaka tamin’i Saoly: Ataovy izay sitrakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy tamin’i Israely rehetra: «Aoka ianareo ho an-daniny, ary izaho sy i Jônatasy zanako kosa ho ankilany.» Dia hoy ny vahoaka tamin’i Saola: «Ataovy izay sitrakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray i Saoly tamin’ny Israelita rehetra teo: –Mitsangàna ianareo etỳ ankilany, fa izaho sy i Jônatàna zanako kosa etsy andaniny. Dia hoy ny miaramila taminy: –Ataovy izay sitraky ny fonao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa izy tamin'ny Isiraely rehetra: Hianareo no aoka ho an-daniny, ary izaho sy Jonatana zanako kosa ho an-daniny. Ary hoy ny vahoaka tamin'i Saoly: Ataovy izay sitrakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny Israely rehetra: Ianareo no aoka ho eo an-daniny ary izaho sy i Jonatana zanako kosa no ho eo an-kilany. Hoy ny vahoaka tamin’i Saoly: Ataovy izay sitrakao.
malagasy
Dia hoy kosa izy tamin'ny Isiraely rehetra: Hianareo no aoka ho an-daniny, ary izaho sy Jonatana zanako kosa ho an-daniny. Ary hoy ny vahoaka tamin'i Saoly: Ataovy izay sitrakao.