1 Samuel 14:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Saoly: Manaova antsapaka ny amiko sy i Jonatana zanako. Ary i Jonatana no voatondro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Saola: «Ataovy filokana izaho sy i Jônatasy zanako.» Dia i Jônatasy no voatondro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Saoly hoe: –Aoka hatao antsapaka izaho sy i Jônatàna zanako. Koa dia i Jônatàna no azo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly; Manaova filokana ny amiko sy Jonatana zanako. Ary Jonatana no notànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Saoly: Manaova antsapaka ny amiko sy i Jonatana zanako. Ary i Jonatana no voatondro.
malagasy
Ary hoy Saoly; Manaova filokana ny amiko sy Jonatana zanako. Ary Jonatana no notànany.