1 Samuel 14:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saoly: Hataon’Andriamanitra toy izany anie; eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hovonoina ho faty tokoa ianao, ry Jonatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Saola: «Hasian’Andriamanitra mafy indrindra anie aho, raha tsy hatao maty tokoa ianao, ry Jônatasy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Saoly hoe: –Enga anie hosazîn’Andriamanitra mafy tokoa aho, raha toa ka tsy hatao maty ianao, ry Jônatàna!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Saoly: Hataon'Andriamanitra toy izany anie, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty tokoa ianao, ry Jonatana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saoly: Hataon’Andriamanitra toy izany anie; eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hovonoina ho faty tokoa ianao, ry Jonatana.
malagasy
Dia hoy Saoly: Hataon'Andriamanitra toy izany anie, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty tokoa ianao, ry Jonatana.