1 Samuel 14:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nanenjika ny Filistina i Saoly dia niverina niakatra; ny Filistina kosa dia lasa nankany amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Saola tsy maty fa nanenjika ny Filistinina ary tafaverina tany amin’ny taniny ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natsahatr’i Saoly ny fanenjehana ny Filistinina, koa afaka nody tany amin’ny taniny izy ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly niakatra rehefa avy nanenjika ny Filistina; ary ny Filistina kosa dia lasa nankany amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nanenjika ny Filistina i Saoly dia niverina niakatra; ny Filistina kosa dia lasa nankany amin’ny taniny.
malagasy
Ary Saoly niakatra rehefa avy nanenjika ny Filistina; ary ny Filistina kosa dia lasa nankany amin'ny taniny.