1 Samuel 14:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namory miaramila izy dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Israely tamin’ny tanan’izay nambabo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiseho herim-po tany an’ady izy, dia namely an’i Amaleka, ka nanafaka an’i Israely teo an-tanan’izay namabo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niady tamin-kerim-po fatratra ka nandresy ny Hamalekita koa izy, ary dia nahafaka an’i Israely tamin’izay nandroba azy.
Malagasy Bible 1865
Ary namory miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin'ny tànan'izay namaboazy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namory miaramila izy dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Israely tamin’ny tanan’izay nambabo azy.
malagasy
Ary namory miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin'ny tànan'izay namaboazy.