1 Samuel 14:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy i Jisvy ary i Malky-Soa; izao kosa no anaran’ny zanany vavy roa: Meraba no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala no anaran’ny faravavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Saola dia i Jônatasy, Jesoì, Melkisoà, ary ny anaran’ny zanany roa vavy, dia Meroba ny zokiny ary Mikola ny zandriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janaka lahy i Saoly, dia i Jônatàna sy i Jisvỳ ary i Melkisa; ny anaran-janany vavy roa kosa dia ireto: i Meràba ny zokiny, ary i Mikala ny zandriny.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran'ny zananivavy roa: ny anaran'ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran'ny faravavy Mikala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy i Jisvy ary i Malky-Soa; izao kosa no anaran’ny zanany vavy roa: Meraba no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala no anaran’ny faravavy.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran'ny zananivavy roa: ny anaran'ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran'ny faravavy Mikala.