1 Samuel 14:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray amin’ireo harambato ireo dia nanerinerina teo an-daniny avaratra manandrify an’i Mikmasy, ary ny iray kosa dia teo atsimo manandrify an’i Gibea.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray tamin’ireo haram-bato ireo nijoro teo avaratra, tandrifin’i Makmasy; ny iray kosa teo atsimo, tandrifin’i Gabea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny voalohany dia nijoro teo amin’ny lafiny avaratra, manatrika an’i Mikmasy, ny faharoa kosa tamin’ny lafiny atsimo, manolotra an’i Gebà.
Malagasy Bible 1865
Ny iray amin'ireo harambato ireo dia nijoro avo teo andaniny avaratra manandrify an'i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an'i Gibea.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray amin’ireo harambato ireo dia nanerinerina teo an-daniny avaratra manandrify an’i Mikmasy, ary ny iray kosa dia teo atsimo manandrify an’i Gibea.
malagasy
Ny iray amin'ireo harambato ireo dia nijoro avo teo andaniny avaratra manandrify an'i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an'i Gibea.