1 Samuel 14:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin’i Ahimaza; ary ny anaran’ny komandin’ny miaramilany dia Abnera, zanak’i Nera, rahalahin-drain’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anaran’ny vadin’i Saola kosa dia Akinôama, zanaka vavin’i Akimaasy. Ny anaran’ny lehiben’ny foloalindahy dia Abnera zanak’i Nera, rahalahin-drain’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anaram-badin’i Saoly kosa dia i Ahinôhama, zanakavavin’i Ahimahatsa. Ny jeneralin’ny tafiny dia Abinera, zanakalahin’i Nera rahalahin-drain’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny vadin'i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin'i Ahimaza: ary ny anaran'ny komandin'ny miaramilany dia Abnera, zanak'i Nera, rahalahin-drain'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin’i Ahimaza; ary ny anaran’ny komandin’ny miaramilany dia Abnera, zanak’i Nera, rahalahin-drain’i Saoly.
malagasy
Ary ny anaran'ny vadin'i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin'i Ahimaza: ary ny anaran'ny komandin'ny miaramilany dia Abnera, zanak'i Nera, rahalahin-drain'i Saoly.