1 Samuel 14:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Kisy no rain’i Saoly; ary i Nera, rain’i Abnera dia zanak’i Abiela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kisy rain’i Saola, sy i Nera rain’i Abnera dia samy zanak’i Abiela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kisy rain’i Saoly sy i Nera rain’i Abinera dia samy zanakalahin’i Abiela.
Malagasy Bible 1865
Ary Kisy no rain'i Saoly; ary Nera, rain'i Abnera, dia zanak'i Abiela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Kisy no rain’i Saoly; ary i Nera, rain’i Abnera dia zanak’i Abiela.
malagasy
Ary Kisy no rain'i Saoly; ary Nera, rain'i Abnera, dia zanak'i Abiela.Ary mafy ny ady tamin'ny Filistina tamin'ny andron'i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan'i Saoly, dia nalainy ho azy.