1 Samuel 14:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy ny ady tamin’ny Filistina tamin’ny andron’i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan’i Saoly dia nalainy ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny andro rehetra niainan’i Saola dia mafy dia mafy ny ady tamin’ny Filistinina, ka nony nahita lehilahy matanjaka sy mahery fo i Saola dia nitana azy ho amin’ny fanompoana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nafotaka tokoa ny ady tamin’ny Filistinina nandritra ny andro rehetra nanjakan’i Saoly. Koa izay lehilahy rehetra hitany fa matanjaka sy mahery fo, dia noraisiny ho ao amin’ny tafiny avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary mafy ny ady tamin'ny Filistina tamin'ny andron'i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan'i Saoly, dia nalainy ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy ny ady tamin’ny Filistina tamin’ny andron’i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan’i Saoly dia nalainy ho azy.
malagasy
Ary mafy ny ady tamin'ny Filistina tamin'ny andron'i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan'i Saoly, dia nalainy ho azy.