1 Samuel 14:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; aza misalasala; indro, hanaraka anao aho araka izay sitraponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ity mpitondra fiadiana: «Ataovy izay rehetra tianao, fa inty aho momba anao, vonon-kanaraka anao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ilay mpanompo namaly azy: –Ataovy izay mahadiavolana ny fonao; alao hery, fa vonona hanaraka anao aho na aiza na aiza alehanao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; aza misalasala; indro, hanaraka anao aho araka izay sitraponao.
malagasy
Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao.