1 Samuel 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jonatana: Indro, handroso ho amin’ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jônatasy: «Izao àry, dia handeha amin’ireo olona ireo isika ary hiseho aminy koa isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ihany i Jônatàna: –Hanatona moramora ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jonatana: Indro, handroso ho amin'ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jonatana: Indro, handroso ho amin’ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
malagasy
Ary hoy Jonatana: Indro, handroso ho amin'ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.