1 Samuel 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy izy ireo: Andraso eo mandra-pahatonganay any aminareo, dia hijanona eo amin’izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ataony hoe: Andraso aloha ho tonga any aminareo izahay, dia hiandry eo amin’izay itoerantsika isika, fa tsy hiakatra ho any aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miteny amintsika izy hoe: «Aoka! Andraso fa ho eny aminareo izahay», dia hijanona eo amin’izay nisy antsika isika, ka tsy hiakatra eny aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin'izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy izy ireo: Andraso eo mandra-pahatonganay any aminareo, dia hijanona eo amin’izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.
malagasy
Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin'izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.