1 Samuel 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tamin’i Samoela ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamin’i Samoela ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no tenin’ny TOMPO tamin’i Samoela:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamin'i Samoela ny tenin'i Jehovah hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tamin’i Samoela ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary tonga tamin'i Samoela ny tenin'i Jehovah hoe: