1 Samuel 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manenina Aho noho ny nanaovako an’i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin’ny fanarahana Ahy izy ka tsy nanatanteraka ny teniko. Dia tezitra i Samoela ka nitaraina tamin’NY TOMPO nandritra ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Manenina Aho tamin’ny nananganako an’i Saola ho mpanjaka; fa nivily niala tamiko izy, ary tsy narahiny ny teniko». Dia nalahelo i Samoela ary nitaraina tamin’i Iaveh izy nandritra iny alina iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tena nanenenako ny nanaovako an’i Saoly ho mpanjaka, satria nivadika tamiko izy ka tsy nanaraka ny teniko. Tezitra sady nalahelo i Samoela, ka nitaraina mafy tamin’ny TOMPO ny alina tontolo.
Malagasy Bible 1865
Manenina Aho noho ny nanaovako an'i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin'ny fanarahana Ahy izy ka tsy nahatanteraka ny teniko. Dia tezitra Samoela ka nitaraina tamin'i Jehovah mandritra ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manenina Aho noho ny nanaovako an’i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin’ny fanarahana Ahy izy ka tsy nanatanteraka ny teniko. Dia tezitra i Samoela ka nitaraina tamin’NY TOMPO nandritra ny alina.
malagasy
Manenina Aho noho ny nanaovako an'i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin'ny fanarahana Ahy izy ka tsy nahatanteraka ny teniko. Dia tezitra Samoela ka nitaraina tamin'i Jehovah mandritra ny alina.