1 Samuel 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga teo amin’i Saoly i Samoela, ary hoy i Saoly taminy: Hotahìn’NY TOMPO anie ianao; efa nanatanteraka ny tenin’NY TOMPO aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany amin’i Saola i Samoela, ka hoy i Saola taminy: «Hotahin’i Iaveh anie ianao! Efa tanteraka ny tenin’i Iaveh».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo amin’i Saoly i Samoela, dia nilazany hoe: – Hitahy anao anie ny TOMPO! Efa narahiko ny tenin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary Samoela tonga teo amin'i Saoly, dia hoy Saoly taminy: Hotahin'i Jehovah anie ianao; efa nahatanteraka ny tenin'i Jehovah aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga teo amin’i Saoly i Samoela, ary hoy i Saoly taminy: Hotahìn’NY TOMPO anie ianao; efa nanatanteraka ny tenin’NY TOMPO aho.
malagasy
Ary Samoela tonga teo amin'i Saoly, dia hoy Saoly taminy: Hotahin'i Jehovah anie ianao; efa nahatanteraka ny tenin'i Jehovah aho.