1 Samuel 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa i Samoela: Inona anefa izany fibarareoky ny ondry aman’osy ren’ny sofiko sy ny fitrenan’ny omby reko izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samoela: «Ka inona izany fibarareokan’ondry ren’ny sofiko sy fimamàn’omby henoko izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Samoela kosa nanontany azy hoe: –Fa inona àry izany ondry mibarareoka sy omby mimamà reko izany?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Samoela: Inona anefa izany fibarareoky ny ondry aman- osy ren'ny sofiko izany sy ny fimàmàn'ny omby reko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa i Samoela: Inona anefa izany fibarareoky ny ondry aman’osy ren’ny sofiko sy ny fitrenan’ny omby reko izany?
malagasy
Fa hoy Samoela: Inona anefa izany fibarareoky ny ondry aman- osy ren'ny sofiko izany sy ny fimàmàn'ny omby reko?