1 Samuel 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: Aoka izay, fa hambarako aminao izay nolazain’NY TOMPO tamiko alina. Ary hoy izy taminy: Ambarao ary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Samoela tamin’i Saola: «Aoka izay, fa ambarako anao izao izay nolazain’i Iaveh tamiko halina.» Dia hoy i Saola taminy: «Lazao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Samoela tamin’i Saoly: –Aoka izay, fa hambarako anao izay nolazain’ny TOMPO tamiko halina. Ary hoy izy taminy: –Ambarao àry!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Aoka izay, fa hambarako aminao izay nolazain'i Jehovah tamiko halina. Ary hoy izy taminy: Ambarao ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: Aoka izay, fa hambarako aminao izay nolazain’NY TOMPO tamiko alina. Ary hoy izy taminy: Ambarao ary.
malagasy
Dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Aoka izay, fa hambarako aminao izay nolazain'i Jehovah tamiko halina. Ary hoy izy taminy: Ambarao ary.