1 Samuel 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia naniraka anao NY TOMPO ka niteny hoe: Mandehana ka ataovy zavatra voaozona avokoa ny Amalekita mpanota ary miadia aminy ambara-paharingany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirahin’i Iaveh handeha amin’ny lalana ianao, nataony hoe: ‹Mandehana, ataovy anatema ireo mpanota ireo, ny Amalesita, ary miadia aminy, mandra-pandringana azy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary IZY efa nanoro lalana anao handeha hamongotra tanteraka ireo Hamalekita mpanota ireo ary hiady aminy mandra-paharingany.
Malagasy Bible 1865
ary Jehovah naniraka anao ka nanao hoe: Mandehana, ka aringano avokoa ny Amalekita mpanota, ary miadia aminy ambara-paharingany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia naniraka anao NY TOMPO ka niteny hoe: Mandehana ka ataovy zavatra voaozona avokoa ny Amalekita mpanota ary miadia aminy ambara-paharingany.
malagasy
ary Jehovah naniraka anao ka nanao hoe: Mandehana, ka aringano avokoa ny Amalekita mpanota, ary miadia aminy ambara-paharingany.[Heb. ataovy herema]