1 Samuel 15:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahoana ianao no tsy nihaino ny feon’NY TOMPO fa nanao ampihimamba tamin’ny babo ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana ity ianao no tsy nihaino ny feon’i Iaveh fa nanao hitsin-dalana tamin’ny babo, sy nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahoana no tsy nohenoinao ny tenin’ny TOMPO, fa avy hatrany ianao dia niantoraka tamin’ny remby, ary nanao izay nampalahelo ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Koa nahoana ianao no tsy nihaino ny feon'i Jehovah, fa nanao an-kazakazaka tamin'ny babo ka nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahoana ianao no tsy nihaino ny feon’NY TOMPO fa nanao ampihimamba tamin’ny babo ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO?
malagasy
Koa nahoana ianao no tsy nihaino ny feon'i Jehovah, fa nanao an-kazakazaka tamin'ny babo ka nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah?