1 Samuel 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Saoly tamin’i Samoela: Efa nihaino ny feon’NY TOMPO ihany aho ka nandeha tamin’izay nanirahan’NY TOMPO ahy ary nitondra an’i Agaga, mpanjakan’ny Amalekita, sady nandringana ny Amalekita rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Saola tamin’i Samoela: «Eny tokoa, nihaino ny feon’i Iaveh aho ary nandeha tamin’ny lalany nanirahany ahy. Nentiko i Agaga mpanjakan’i Amaleka ary i Amaleka nataoko anatema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Saoly tamin’i Samoela: –Efa nanaiky ny tenin’ny TOMPO aho, ary efa nanaraka izay natorony ahy. Efa novonoin-ko faty avokoa ny Hamalekita, afa-tsy i Agaga mpanjakany ihany izay nentiko eto;
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Saoly tamin'i Samoela: Efa nihaino ny feon'i Jehovah ihany aho ka nandeha tamin'izay nanirahan'i Jehovah ahy ary nitondra an'i Agaga, mpanjakan'ny Amalekita, sady nandringana ny Amalekita rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Saoly tamin’i Samoela: Efa nihaino ny feon’NY TOMPO ihany aho ka nandeha tamin’izay nanirahan’NY TOMPO ahy ary nitondra an’i Agaga, mpanjakan’ny Amalekita, sady nandringana ny Amalekita rehetra.
malagasy