1 Samuel 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nakan’ny olona ny ondry aman’osy sy omby tamin’ny babo, dia izay soa avy tamin’ny zavatra hatao zavatra voaozona mba hovonoina hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ao Gilgala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vahoaka naka tamin’ny ondry sy ny omby izay santatry ny anatema mba hanaovana sorona amin’i Iaveh Andriamanitrao, any Galgalà».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny miaramila kosa, raha nanavaka ireo biby izay tsara indrindra tokony ho naringana, dia ny hanolorana azy ho sorona ho an’ny TOMPO Andriamanitrao eto Gilgàla.
Malagasy Bible 1865
Nefa nangalan'ny olona ondry aman'osy sy omby ny babo, dia izay soa avy tamin'ny zavatra haringana,1 mba hovonoina hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao ao Gilgala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nakan’ny olona ny ondry aman’osy sy omby tamin’ny babo, dia izay soa avy tamin’ny zavatra hatao zavatra voaozona mba hovonoina hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ao Gilgala.
malagasy
Nefa nangalan'ny olona ondry aman'osy sy omby ny babo, dia izay soa avy tamin'ny zavatra haringana,1 mba hovonoina hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao ao Gilgala.