1 Samuel 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Saoly tamin’i Samoela: Efa nanota aho, satria efa nandika ny tenin’NY TOMPO sy ny teninao; fa natahotra ny vahoaka aho ka nihaino ny feony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Saola niteny tamin’i Samoela hoe: «Nanota aho, fa nandika ny didin’i Iaveh sy ny teninao: natahotra ny vahoaka aho ary nihaino ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navalin’i Saoly azy: –Efa nanota tokoa aho, satria nandika ny didin’ny TOMPO sy ny teninao. Natahotra ny miaramila manko aho, ka nanaraka ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly tamin'i Samoela: Efa nanota aho, fa efa nandika ny tenin'i Jehovah sy ny teninao; fa natahotra ny vahoaka aho ka nihaino ny feony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Saoly tamin’i Samoela: Efa nanota aho, satria efa nandika ny tenin’NY TOMPO sy ny teninao; fa natahotra ny vahoaka aho ka nihaino ny feony.
malagasy
Ary hoy Saoly tamin'i Samoela: Efa nanota aho, fa efa nandika ny tenin'i Jehovah sy ny teninao; fa natahotra ny vahoaka aho ka nihaino ny feony.