1 Samuel 15:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, miangavy anao aho, mamelà ny heloko ary miverena amiko indray mba hiankohofako eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, masìna ianao, avelao ny heloko, andeha hiara-miverina amiko, dia hivavaka amin’i Iaveh aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, miangavy anao re aho, mamelà ny heloko ka miverena miaraka amiko mba hahazoako miankohoka eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, masìna ianao, mamelà ny heloko ary miverena amiko indray mba hiankohofako eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, miangavy anao aho, mamelà ny heloko ary miverena amiko indray mba hiankohofako eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Koa ankehitriny, masìna ianao, mamelà ny heloko ary miverena amiko indray mba hiankohofako eo anatrehan'i Jehovah.