1 Samuel 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Samoela tamin’i Saoly: Tsy hiverina aminao aho; fa efa nandà ny tenin’NY TOMPO ianao, ary NY TOMPO kosa efa nandà anao tsy ho mpanjakan’ny Israely intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Samoela tamin’i Saola: «Izaho no miara-miverina aminao fa efa nanary ny tenin’i Iaveh ianao, ka efa nariany tsy ho mpanjakan’i Israely intsony koa».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Samoela taminy: –Tsia, tsy hiverina hiaraka aminao aho, satria efa nandà ny tenin’ny TOMPO ianao, ka dia laviny koa tsy ho mpanjakan’i Israely intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Samoela tamin'i Saoly: Tsy hiverina aminao aho; fa ianao efa nandà ny tenin'i Jehovah, ary Jehovah kosa efa nandà anao tsy ho mpanjakan'ny Isiraely intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Samoela tamin’i Saoly: Tsy hiverina aminao aho; fa efa nandà ny tenin’NY TOMPO ianao, ary NY TOMPO kosa efa nandà anao tsy ho mpanjakan’ny Israely intsony.
malagasy
Fa hoy Samoela tamin'i Saoly: Tsy hiverina aminao aho; fa ianao efa nandà ny tenin'i Jehovah, ary Jehovah kosa efa nandà anao tsy ho mpanjakan'ny Isiraely intsony.