1 Samuel 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nihodina handeha i Samoela, dia nohazonin’i Saoly ny sisin’akanjony ka rovitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nihodina ndeha handeha i Samoela dia nosamborin’i Saola ny sisin’ny kapaotiny ka triatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha nihodina handeha iny i Samoela, dia nohazonin’i Saoly tamin’ny rebareban’akanjony, izay rovitra niendaka terỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nihodina handeha Samoela, dia nohazonin'i Saoly ny sisin'akanjony ka triatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nihodina handeha i Samoela, dia nohazonin’i Saoly ny sisin’akanjony ka rovitra.
malagasy
Ary nony nihodina handeha Samoela, dia nohazonin'i Saoly ny sisin'akanjony ka triatra.