1 Samuel 15:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: Efa norovitin’NY TOMPO ho afaka aminao androany ny fanjakan’Israely ka nomeny olon-kafa izay tsara noho ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Samoela taminy: «Efa notriarin’i Iaveh ho afaka aminao androany ny fanjakan’i Israely, ary efa nomeny ny namana akaikinao izay tsara noho ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Samoela taminy: –Tahaka izany koa androany no hanendahan’ny TOMPO aminao ny fanjakan’i Israely mba homeny ho an’ny hafa izay mendrika kokoa noho ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Efa notriarin'i Jehovah kosa ho afaka aminao androany ny fanjakan'Isiraely ka efa nomeny ny namanao izay tsara noho ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: Efa norovitin’NY TOMPO ho afaka aminao androany ny fanjakan’Israely ka nomeny olon-kafa izay tsara noho ianao.
malagasy
Dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Efa notriarin'i Jehovah kosa ho afaka aminao androany ny fanjakan'Isiraely ka efa nomeny ny namanao izay tsara noho ianao.