1 Samuel 15:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao koa, ny Voninahitr’Israely dia tsy mba handainga na hanenina, fa tsy olona Izy ka hanenina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba mandainga ilay famirapiratan’i Israely ary tsy mba manenina Izy satria tsy olombelona Izy ka hoe hanenina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO, Ilay Herin’i Israely, dia tsy mba mandainga na miova hevitra. Tsy olombelona Izy ka hiova hevitra.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, ny Tokin'ny Isiraely tsy mba handainga na hanenina, fa tsy olona Izy ka hanenina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao koa, ny Voninahitr’Israely dia tsy mba handainga na hanenina, fa tsy olona Izy ka hanenina.
malagasy
Ary koa, ny Tokin'ny Isiraely tsy mba handainga na hanenina, fa tsy olona Izy ka hanenina.