1 Samuel 15:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina nanaraka an’i Saoly indray i Samoela ka niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina nanaraka an’i Saola i Samoela; ary nivavaka tamin’i Iaveh i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Samoela nandidy mba hoentina eo aminy i Agaga mpanjakan’ny Hamalekita.
Malagasy Bible 1865
Ary Samoela dia niverina nanaraka an'i Saoly indray ary Saoly niankohoka teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina nanaraka an’i Saoly indray i Samoela ka niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO i Saoly.
malagasy
Ary Samoela dia niverina nanaraka an'i Saoly indray ary Saoly niankohoka teo anatrehan'i Jehovah.