1 Samuel 15:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samoela: Entonareo eto amiko i Agaga, mpanjakan’ny Amalekita. Ary nankeo aminy i Agaga sady falifaly ka niteny hoe: Lasa tokoa ny fangidian’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Samoela: «Ento mankatỳ amiko i Agaga mpanjakan’i Amaleka». Miramirana endrika i Agaga nanatona azy, fa hoy i Agaga: «Lasa tokoa ny ngidin’ny fahafatesana!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga teo aminy tamim-pahatokiana i Agaga, satria hoy izy anankampo hoe: «Marina fa tsy misy tokony hatahorako fahafatesana intsony.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samoela: Entonareo eto amiko Agaga, mpanjakan'ny Amalekita. Ary Agaga nankeo aminy sady falifaly ka nanao hoe: Lasa tokoa ny fangidian'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Samoela: Entonareo eto amiko i Agaga, mpanjakan’ny Amalekita. Ary nankeo aminy i Agaga sady falifaly ka niteny hoe: Lasa tokoa ny fangidian’ny fahafatesana.
malagasy
Dia hoy Samoela: Entonareo eto amiko Agaga, mpanjakan'ny Amalekita. Ary Agaga nankeo aminy sady falifaly ka nanao hoe: Lasa tokoa ny fangidian'ny fahafatesana.