1 Samuel 15:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany Rama i Samoela; fa i Saoly kosa dia niakatra tany amin’ny tranony tao Gibean’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Samoela nankany Ramà, fa i Saola niakatra nankany amin’ny tranony any Gabaàn’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niverina nankany Ramà i Samoela, fa i Saoly kosa nody tany an-tranony tao Gibehà.
Malagasy Bible 1865
Ary Samoela nankany Rama; fa Saoly kosa niakatra tany amin'ny tranony tao Gibean'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany Rama i Samoela; fa i Saoly kosa dia niakatra tany amin’ny tranony tao Gibean’i Saoly.
malagasy
Ary Samoela nankany Rama; fa Saoly kosa niakatra tany amin'ny tranony tao Gibean'i Saoly.Ary Samoela tsy namangy an'i Saoly intsony ambara-pahafatiny; fa Samoela nalahelo an'i Saoly. Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany an'i Saoly ho mpanjakan'ny Isiraely.