1 Samuel 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namory ny olona i Saoly ka nandamina azy tao Telaima: Roa hetsy ny mandeha an-tongotra ary iray alina kosa ny lehilahin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandrenesin’i Saola ny vahoaka izany: dia nampanaoviny matso tany Telaima izy ireo, ka roa hetsy ny miaramila an-tongotra nisainy, ary iray alina ny lehilahy amin’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohetsehin’i Saoly ny tafiny, dia nalahany tao Telaîma, ka nahitany miaramila an-tongotra andiany roanjato, ary koa vatan-dehilahy andiany folo avy amin’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly namory ny olona ka nandamina azy tao Telaima, dia roa hetsy ny mandeha an-tongotra, ary iray alina ny lehilahy amin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namory ny olona i Saoly ka nandamina azy tao Telaima: Roa hetsy ny mandeha an-tongotra ary iray alina kosa ny lehilahin’ny Joda.
malagasy
Ary Saoly namory ny olona ka nandamina azy tao Telaima, dia roa hetsy ny mandeha an-tongotra, ary iray alina ny lehilahy amin'ny Joda.