1 Samuel 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao an-tanànan’ny Amalekita i Saoly ka nanao vela-pandrika tao an-dohasaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso i Saola hatrany amin’ny tanànan’i Amaleka ary nametraka otrika tao amin’ny lohasaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandroso hatrany amin’ny tanànan’ny Hamalekita i Saoly ary nanotrika ady am-pitaka tao an-dohasaha.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly dia tonga tao an-tanànan'ny Amalekita ka nanotrika tao an-dohasaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao an-tanànan’ny Amalekita i Saoly ka nanao vela-pandrika tao an-dohasaha.
malagasy
Ary Saoly dia tonga tao an-tanànan'ny Amalekita ka nanotrika tao an-dohasaha.