1 Samuel 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Saoly dia namely ny Amalekita hatrany Havila amin’ny lalana mankany Sora izay tandrifin’i Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noresen’i Saola i Amaleka, hatrany Hevilà ka hatrany Sora eo atsinanan’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Saoly nandresy ny Hamalekita nanomboka teo Havilà ka hatrany Sòra, atsinanan’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly namely ny Amalekita hatrany Havila amin'ny lalana mankany Sora izay tandrifin'i Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Saoly dia namely ny Amalekita hatrany Havila amin’ny lalana mankany Sora izay tandrifin’i Ejipta.
malagasy
Ary Saoly namely ny Amalekita hatrany Havila amin'ny lalana mankany Sora izay tandrifin'i Egypta.