1 Samuel 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azony sambo-belona i Agaga, mpanjakan’ny Amalekita, fa ny vahoaka rehetra kosa dia nataony zavatra voaozona tamin’ny lelan-tsabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Agaga mpanjakan’i Amaleka nataony sambo-belona, ary ny vahoaka rehetra nataony anatema tamin’ny lelan-tsabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony jinja fary tamin’ny sabatra ny vahoaka rehetra, afa-tsy i Agaga mpanjakany izay natao sambobelona.
Malagasy Bible 1865
Ary azony sambo-belona Agaga, mpanjakan'ny Amalekita, fa ny vahoaka rehetra kosa dia naringany tamin'ny lelan-tsabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azony sambo-belona i Agaga, mpanjakan’ny Amalekita, fa ny vahoaka rehetra kosa dia nataony zavatra voaozona tamin’ny lelan-tsabatra.
malagasy
Ary azony sambo-belona Agaga, mpanjakan'ny Amalekita, fa ny vahoaka rehetra kosa dia naringany tamin'ny lelan-tsabatra.[Heb. nataony herema]