1 Samuel 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampandalo fito lahy tamin’ny zanany teo anatrehan’i Samoela i Jese, nefa hoy i Samoela tamin’i Jese: Tsy nofidin’NY TOMPO ireto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandalovin’i Isaï teo anatrehan’i Samoela koa ireto fito mirahalahy tamin’ny zanany ary hoy i Samoela tamin’i Isaï: «Tsy misy nofidin’i Iaveh amin’ireto».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tapitra nampandalovin’i Jisay teo anoloan’i Samoela avokoa ireo zanany fito mirahalahy, kanefa dia hoy i Samoela taminy: –Tsy nisy nofidin’ny TOMPO ireo na dia iray aza.
Malagasy Bible 1865
Ary Jese nampandalo fito lahy tamin'ny zanany teo anatrehan'i Samoela. Fa hoy Samoela tamin'i Jese: Tsy nofidin'i Jehovah ireto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampandalo fito lahy tamin’ny zanany teo anatrehan’i Samoela i Jese, nefa hoy i Samoela tamin’i Jese: Tsy nofidin’NY TOMPO ireto.
malagasy
Ary Jese nampandalo fito lahy tamin'ny zanany teo anatrehan'i Samoela. Fa hoy Samoela tamin'i Jese: Tsy nofidin'i Jehovah ireto.