1 Samuel 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka haka azy izy. Mena volo izy sady bary maso no tsara tarehy. Ary hoy NY TOMPO: Mitsangàna, hosory izy, fa io no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampanalain’i Isaï io. Mavomena ny volon’izy izay; sady bary maso izy no tsara tarehy. Ary hoy i Iaveh: «Mitsangàna, hosory io, fa io no izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampanalain’i Jisay i Davida, izay tovolahy mazava endrika sady baribary maso no tsara tarehy. Ary hoy ny TOMPO tamin’i Samoela: «Io no izy, koa mandehana hosory mpanjaka izy.»
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka izy ka nitondra azy hiditra. Ary mena volo izy sady bary maso no tsara tarehy. Ary hoy Jehovah: Mitsangàna, hosory izy, fa io no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka haka azy izy. Mena volo izy sady bary maso no tsara tarehy. Ary hoy NY TOMPO: Mitsangàna, hosory izy, fa io no izy.
malagasy
Dia naniraka izy ka nitondra azy hiditra. Ary mena volo izy sady bary maso no tsara tarehy. Ary hoy Jehovah: Mitsangàna, hosory izy, fa io no izy.[Na: tendron-tava]