1 Samuel 16:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala tamin’i Saoly ny Fanahin’NY TOMPO, ary nisy fanahy ratsy avy tany amin’NY TOMPO nampahatahotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niala tamin’i Saola ny Fanahin’i Iaveh, fa nisy fanahy ratsy avy amin’i Iaveh nalatsany tamin’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandao an’i Saoly ny Fanahin’ny TOMPO, ka dia fanahy ratsy avy amin’ny TOMPO no tonga nampahory azy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fanahin'i Jehovah efa niala tamin'i Saoly, ary nisy fanahy ratsy avy tany amin'i Jehovah nampahatahotra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala tamin’i Saoly ny Fanahin’NY TOMPO, ary nisy fanahy ratsy avy tany amin’NY TOMPO nampahatahotra azy.
malagasy
Fa ny Fanahin'i Jehovah efa niala tamin'i Saoly, ary nisy fanahy ratsy avy tany amin'i Jehovah nampahatahotra azy.