1 Samuel 16:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanompon’i Saoly taminy: Indro, misy fanahy ratsy avy any amin’Andriamanitra mampahatahotra anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpanompon’i Saola taminy; «Indro misy fanahy ratsy avy amin’i Iaveh, milatsaka aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanompon’i Saoly taminy: –Fantatray fa misy fanahy ratsy nalefan’Andriamanitra mampahory anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanompon'i Saoly taminy: Indro, ankehitriny misy fanahy ratsy avy any amin'Andriamanitra mampahatahotra anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanompon’i Saoly taminy: Indro, misy fanahy ratsy avy any amin’Andriamanitra mampahatahotra anao.
malagasy
Ary hoy ny mpanompon'i Saoly taminy: Indro, ankehitriny misy fanahy ratsy avy any amin'Andriamanitra mampahatahotra anao.