1 Samuel 16:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: Mizahà ary izay olona mahay mitendry tsara ka ento etỳ amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Saola tamin’ny mpanompony: «Itadiavo olona mahay zava-maneno tsara àry aho, ka ento mankatỳ amiko».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: –Itadiavo olona mahay mitendry zava-maneno aho, ka ento atỳ amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly tamin'ny mpanompony: Mizahà ary olona izay mahay mitendry tsara, ka ento etỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: Mizahà ary izay olona mahay mitendry tsara ka ento etỳ amiko.
malagasy
Ary hoy Saoly tamin'ny mpanompony: Mizahà ary olona izay mahay mitendry tsara, ka ento etỳ amiko.