1 Samuel 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tany amin’i Jese i Saoly hilaza hoe: Iraho hankaty amiko i Davida zanakao izay miandry ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandefa iraka nankany amin’i Isaï i Saola hilaza aminy hoe: «Alefaso hankatỳ amiko i Davida zanakao, izay miandry ondry».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa iraka tany amin’i Jisay i Saoly hilaza hoe: «Alefaso atỳ amiko i Davida zanakao, ilay mpiandry ondry.»
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly dia naniraka tany amin'i Jese ka nanao hoe: Iraho hankatỳ amiko Davida zanakao izay miandry ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tany amin’i Jese i Saoly hilaza hoe: Iraho hankaty amiko i Davida zanakao izay miandry ondry.
malagasy
Ary Saoly dia naniraka tany amin'i Jese ka nanao hoe: Iraho hankatỳ amiko Davida zanakao izay miandry ondry.