1 Samuel 16:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka mofo tokony ho zakan’ny boriky iray sy divay iray siny hoditra ary zanak’osy i Jese ka nampitondrainy an’i Davida zanany ho an’i Saoly ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa naka ampondra anankiray i Isaï, mbamin’ny mofo sy ny divay iray siny hoditra ary zanak’osy iray, ka nampitondrainy an’i Davida zanany ireo ho an’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jisay naka boriky iray, mofo sy divay iray siny hoditra ary zanak’osy iray, ka nampitondrainy an’i Davida zanany ho an’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary Jese naka mofo tokony ho zakan'ny boriky iray sy divay iray siny hoditra sy zanak'osy, ka nampitondrainy an'i Davida zanany ho an'i Saoly ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka mofo tokony ho zakan’ny boriky iray sy divay iray siny hoditra ary zanak’osy i Jese ka nampitondrainy an’i Davida zanany ho an’i Saoly ireo.
malagasy
Ary Jese naka mofo tokony ho zakan'ny boriky iray sy divay iray siny hoditra sy zanak'osy, ka nampitondrainy an'i Davida zanany ho an'i Saoly ireo.