1 Samuel 16:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany amin’i Saoly i Davida ka niseho teo anatrehany; ary tiany indrindra izy ka tonga mpitondra ny fiadiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany amin’i Saola i Davida dia nitsangana teo anatrehany, dia raiki-pitia azy i Saola ary nataony mpitondra fiadiany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao tonga tany amin’i Saoly i Davida, dia avy hatrany nikatroka niasa ho azy. Lehibe loatra ny fitiavan’i Saoly azy, ka dia izy no nataony mpitondra ny fitaovam-piadiany.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida tonga tany amin'i Saoly ka nitoetra teo anatrehany; ary tiany indrindra izy, ka dia tonga mpitondra ny fiadiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany amin’i Saoly i Davida ka niseho teo anatrehany; ary tiany indrindra izy ka tonga mpitondra ny fiadiany.
malagasy
Ary Davida tonga tany amin'i Saoly ka nitoetra teo anatrehany; ary tiany indrindra izy, ka dia tonga mpitondra ny fiadiany.