1 Samuel 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nandefa iraka tany amin’i Jese i Saoly hilaza hoe: Miangavy anao aho, avelao i Davida hitoetra eto anatrehako, satria efa mahita fitia amiko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Saola naniraka olona hilaza amin’i Isaï hoe: «Aoka i Davida mba hitoetra eto anatrehako, fa nahita fitia teo imasoko izy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampaniraka tany amin’i Jisay i Saoly hilaza hoe: «Tiako raha mba mitoetra eto amiko i Davida, satria mahafinaritra ahy izy.»
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly naniraka tany amin'i Jese nanao hoe: Masìna ianao, avelao Davida hitoetra eo anatrehako, fa efa mahita fitia amiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nandefa iraka tany amin’i Jese i Saoly hilaza hoe: Miangavy anao aho, avelao i Davida hitoetra eto anatrehako, satria efa mahita fitia amiko izy.
malagasy
Ary Saoly naniraka tany amin'i Jese nanao hoe: Masìna ianao, avelao Davida hitoetra eo anatrehako, fa efa mahita fitia amiko izy.Ary raha nisy fanahy avy tany amin'Andriamanitra tonga tao amin'i Saoly, dia noraisin'i Davida ny lokanga ka notendren'ny tànany; ka dia velombelona sady nanaritra Saoly, ary ny fanahy ratsy niala taminy.