1 Samuel 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia antsoy i Jese mba ho any amin’ny fanatitra, ary Izaho no hampahafantatra anao izay hataonao ka hohosoranao ho Ahy izay holazaiko aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary asao i Isaï amin’ny sorona, fa hampahafantariko anao izay tokony hataonao, dia hohosoranao ho ahy izay hotondroiko aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary asao amin’izany sorona izany koa i Jisay. Hatoroko anao ihany izay tokony hataonao; ka amin’ny anarako, dia hohosoranao ho mpanjaka ilay hotondroiko aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary antsoy Jese mba ho any amin'ny fanatitra, ary Izaho no hampahafantatra anao izay hataonao; ka dia hohosoranao ho Ahy izay holazaiko aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia antsoy i Jese mba ho any amin’ny fanatitra, ary Izaho no hampahafantatra anao izay hataonao ka hohosoranao ho Ahy izay holazaiko aminao.
malagasy
Ary antsoy Jese mba ho any amin'ny fanatitra, ary Izaho no hampahafantatra anao izay hataonao; ka dia hohosoranao ho Ahy izay holazaiko aminao.