1 Samuel 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatanteraka izay nolazain’NY TOMPO i Samoela ka tonga tao Betlehema. Nitsena azy tamin-kovitra ny loholona teo an-tanàna ka niteny hoe: Fihavanana va no iavianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Samoela izay nandidian’i Iaveh azy, ka nankany Betlehema izy. Tonga nitsena azy ny loholon’ny tanàna tamin’ahiahy ka nanao hoe: «Hampiadana va no nahatongavanao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Narahin’i Samoela izay voalazan’ny TOMPO, ka dia tonga tany Betlehema izy. Ary ny loholona tao an-tanàna nirohotra nitsena azy ka nanao hoe: –Fiadanana ve no nahatongavanao?
Malagasy Bible 1865
Ary Samoela nanao izay nolazain'i Jehovah, dia tonga tao Betlehema. Ary nitsena azy amin-kovitra ny loholona teo an-tanàna ka nanao hoe: Fihavanana va no ihavianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatanteraka izay nolazain’NY TOMPO i Samoela ka tonga tao Betlehema. Nitsena azy tamin-kovitra ny loholona teo an-tanàna ka niteny hoe: Fihavanana va no iavianao?
malagasy
Ary Samoela nanao izay nolazain'i Jehovah, dia tonga tao Betlehema. Ary nitsena azy amin-kovitra ny loholona teo an-tanàna ka nanao hoe: Fihavanana va no ihavianao?