1 Samuel 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ireo dia nijery an’i Eliaba izy ka niteny hoe: Ny voahosotry NY TOMPO tokoa ity eto anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafiditra izy ireo dia nahita an’i Eliaba i Samoela ka nanao hoe: «Mby eto anatrehany tokoa ilay voahosotr’i Iaveh».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga izy ireo, dia tazan’i Eliaba i Samoela, ka hoy izy hoe: «Ity mijoro eto anatrehany ity tokoa ilay nofinidin’ny TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ireo, dia nijery an'i Eliaba izy ka nanao hoe: Ny voahosotr'i Jehovah tokoa ity eto anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ireo dia nijery an’i Eliaba izy ka niteny hoe: Ny voahosotry NY TOMPO tokoa ity eto anatrehany.
malagasy
Ary nony tonga ireo, dia nijery an'i Eliaba izy ka nanao hoe: Ny voahosotr'i Jehovah tokoa ity eto anatrehany.