1 Samuel 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso an’i Abinadaba i Jese ka nampandalo azy teo anatrehan’i Samoela. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Abinadaba indray no nantsoin’i Isaï, ka nampandaloviny teo anatrehan’i Samoela fa hoy i Samoela: «Ity koa tsy mba nofidin’i Iaveh».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia nantsoin’i Jisay i Abinadaba ary nasainy nandalo teo anoloan’i Samoela, nefa hoy i Samoela taminy: –Tsy mba nifidy an’io koa ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Jese niantso an'i Abinadaba ka nampandalo azy teo anatrehan'i Samoela. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso an’i Abinadaba i Jese ka nampandalo azy teo anatrehan’i Samoela. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin’NY TOMPO.
malagasy
Ary Jese niantso an'i Abinadaba ka nampandalo azy teo anatrehan'i Samoela. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin'i Jehovah.