1 Samuel 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampandalo an’i Sama indray i Jese. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Samà indray no nampandalovin’i Isaï, fa hoy i Samoela: «Tsy mbola ilay voafidin’i Iaveh koa ity».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampandalovin’i Jisay i Samà, nefa mbola hoy ihany izy hoe: –Tsy mba nifidy an’io koa ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Jese dia nampandalo an'i Sama indray. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampandalo an’i Sama indray i Jese. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin’NY TOMPO.
malagasy
Ary Jese dia nampandalo an'i Sama indray. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin'i Jehovah.